Tsy afaka hiara-dalana (Mason'Aloka 301 Madagascariensis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao fanahy very valiha
Dia izaho valiha mpitendry fanahy
Ianao mirevy be stivaka ciblény kil
Zah mirevy mody rootsparsi stivaka
Tsy afaka isika
Tsy afaka ny hiara-dia
Tsy afaka ny hiara-dalana
Rehefa hatramin'ny voalohany no efa nisampana ny lalana izorantsika
Tsy afaka ny hanorina paradisa ary tsy afaka ny hiara-monina na any amin'ny afobe aza
Satria samy mpandrava
Zah maizina ianao mazava
Ianao mpitsara zah tsaraina amin'ilay tsisy mpisolo vava
Isika afo sy rano fa aleo hazava
Ary izao tontolo izao no manelanelana
Tsisy hanaiky ho lembenana
Ianao tsy handefitra izaho tsy handefitra
Aleo sarahana mora ny fefiny samy ambenana
Fitandremana ny marina tsy hifandona satria samy tsy azo loloina
Dia aleo tsy mifampitaky
Tairo fa ianao mpandresy de zah le resy tsy miady
Ianao mpivarotra tsisy amidy dia izaho mpanjifa tsisy sosy
Dia aleo ajanona aleo sarahana moramora dia milamina
Ny ahy ny indramina axysfwdp tsy olana io ka iasana saina ny mombanao mba San
Aleo samy masina antaniny
Ianao fanahy very valiha
Dia izaho valiha mpitendry fanahy
Ianao mirevy be stivaka ciblény kil
Zah mirevy mody rootsparsi stivaka
Zah hiphop ianao ianao lafy samy hafa
Life samy hafa
Revy samy hafa
Sa zanakin'ny samihafa
Ary vao natomboka nosorotana ny tantara dia tononkira.serasera.org rtuhucyn voafafa sy voakalana
Tsy afaka ny hiara-dalana
_ Isa ny amontana : dôzy eo ambody amontana aho dia atosikin'ny haromotana
Nohon'ny hasarotan'ny fiarahamonina mila mikorontana
_ Roa ny aviavy :
Miaviavy mi fuck sarim-bavy be tatasika sady mpamosavy
_ Telo fangady :
Salakao ilay kely fa hiady, dia omano ny amboaram-pandresena fa alaiko amin'ny tsy ady
_ Efa-drofia :
Ny ary, ho an'ny tsotsotra mazava ho azy tsikitsy
_ Dimy emboka :
Zah miemboka satria koboko hoe manitra, dia tsy elah no tompon-teny farany fa Andriamanitra teboka
_ Eni-manganga :
Ho an'izay kopy lanitra manga, ho an'ny tsy kopy manangasanga ny rahona mainty mpandrava
_ Fito paraky :
Aza omen'lah tsiny zah fa mangotraka ny ato anaty de raha tazomiko mety hafaty
_ Valo tanatanana :
Kopa tana de ompa amin'ny tanana ho anao nandà ny tolo-tanana
_ Sivy rongony :
Hoe rongony e pinard e rapeur e, jereo ny ratsy natao aloha zay vao mitsara fa sao dia pure eh
_ Folo :
Manomboka eto sarahana ny tontolo
Ianao fanahy very valiha
Dia izaho valiha mpitendry fanahy
Ianao mirevy be stivaka ciblény kil
Zah mirevy mody rootsparsi stivaka
Zah hiphop ianao ianao lafy samy hafa
Life samy hafa
Revy samy hafa
Sa zanaky samihafa
Ary vao natomboka nosorotana ny tantara dia voafafa sy voakalana
Tsy afaka ny hiara-dalana
Tsy raharaharako
Tsisy anao tsa raha mba quoi fa yah koa manana ny rahalahako
Misy JAH mbola azo andrandraina aho, misy namana azo antenaina, misy vazo mbola azo hiraina aho, herin-tsandry de herin-tsaina, misy fy setroko fa tsy taraina fa niaina
Tsisy anao miaina milay zah, hatrizay fa tsy sanatria tahotra ny hisangay
Tsisy ilako anao
Tsy hifamono ary tsy hifamelona tsika dia aleo fotsiny mijanona amin'izao

Dia aleo ajanona aleo ibkvstab sarahana moramora dia milamina
Ny ahy ny indramina tsy olana io ka iasana saina ny mombanao mba San
Aleo samy masina antaniny
Yeah

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mason'Aloka 301 MadagascariensisHits : 12
Likes : 1 Like
Created by : Fran301
Date : 27/06/2026 10:29