Malo-tava (Mason'Aloka 301 Madagascariensis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Coco Mainty be :
Dia tao antin'ny alina izy nitady ny lalany
Teo anatrehan'ny omaliny niaha masiso
Nitaintaina hoe ny ampitso hoe mba hilamina ihany sa mbola ho voatsara foana hoe diso
Dia ny tomany anaty ny fony
Dia iny izy fa niverina tany amin'ny fisotroana hono mba hanadinony ireo vitany sy izay vitanao taminy
Nanomboka toe ary dia hadinony ny tranony
Hadinony ny fitiavany nomany mba hanadinoany ny valifaty sy ny tsatok'antsy tokony hataony amin'ny maro
Nanomboka teo izy tsy nifangaro
Fa i no nanasitrana ny fery tsy mitsaha mitombo namely
(Nandray vera iray roa telo dia iny izy fa very)
Nefa tsy izy tsy kobonao hoe mankaiza fa miery
Matetika mitetika foana ny hampitsaha tena
Satria ny azy ny masoandro no milentika
Matetika, voatetitetika foana ny any anatiny fanahy torotoro
Hatraminizay nefa izy raha nijaly leka hatramin'izao mbola mijoro
Tsy rodana tsy nety nikoro
Dia raha ny lifeny, tsy anjaran'lah no mitsara letsy fa an'i Jah
Ny hamafiny ny hamafiny adiny
Ny halalin'ny lavany
Tsy nandre izy hoe ee xntbsy ny andro lava
Tsy mba nanana izy hoe andro malaza hatramin'ny faha zaza mandran-kity
Dia naleony letsy ni parsi
Refrain :
Mmmm malo-tava tsy mahita ny mazava
Miandry ny diavolana milalao fa ho lava
Ny rahon'ny fankahalan'izao tontolo izao tsy mety misava misangay voataizain'ny telo aotra ray
Malo-tava tsy mahita ny mazava
Miandry ny diavolana milalao fa ho lava
Ny rahon'ny fankahalan'izao tontolo izao tsy mety misava misangay mason'aloka samurai
Al Sabar :
Fahazazana
Saro-dalana fa any sisa nandiso Fanantenana tamin'ireo endrikin'ny tany
Zary fiainana hafa noho izany fa tsy tratra
Raha nanokatra varavarana maharitra tsy hiovitra fa noho ilay anao vatravatra
Handafo ny hakely
Miezaka ny manimba hatrany aminy endrika mitoetra miafina ao ambadikan'ny Saro-tavan'anjely
Fiatsarana nanehoany xyiz fotsiny ny an'ny tany
Soa fa ho an'ny mpamadika ny mpampiatsara
Mpanompa, raha ny tian'ny omaly dia aleony mitsy tsy tonga nofo fa tsy miofo
Tsy mety miova
Hariva any an-tsaha
Lavitrin'ny sekolin'ny fiarahamonina mandatsa-dra avy any
Tempoly no nahabe ahy
Izany satria tsy ho tombony ho ahy mitsy ny handeha hitavana
Lesony lesokin'ny havany
Dia diso tononkira.serasera.org ve aho raha hanokana ny tenako ho sampana ny tsy hanana anjara tandrify

Dagoh :
Dia ny famelanao no nandrasany
Ny fahatsampanao no nandrasany ho fitsaharany amin'ny ady sy ho fanasitranana ny ratrany
Hitsoka tsimoramora ny rahona mainty ny qtwiwqq andro lasany
Angamba, tehina fotsy ho entiny androso eny anjamba mankany ampasan-drazany
Hanamaivana ny entana entin'ny fijery sy fitsaran'ny sasany
Ho an'ireo diso satry ny hahitsy fa tsy nety
Ireo adidy mbola tsy vita sy ireo tanjona tsy tratrany hatreto
Ho an'ilay fo tsy manan-tsiny
Ny hatsaranao sy ny haratsiany, tsy inona iny
Fa izy tsy afaka nisafidy tamin'ininy
Fa raha hotrizao izao tsy noho ny avy aminy
Raha hotrizao izy noho ilay DAGO tanimaminy ihany sy ny mpiara-monina aminy
Ewaaa
Raha hotrizao izy noho ianao koa nefa ny tena marina
Satria ny azy fo vato dia rehefa potika tsy hay amboarina intsony
Mitady fandriampahalemana anaty sisa amin'ny toaka sotroiny
Manao Rap hono izy mba hampitony sy hanadinoany
Raha ny sitrampony izy nanda, nandao
Fa tsy nandray ilay tolon-tanana avy aminao fankampanahy
Saingy indrisy fahatsorana sy fitiavana no be loatra
Amin'ny fandalàna peace amin'ininy indray aloha izy no diso
Nefa androany tady sisa mamatotra azy aminao sy amin'ny fiainan'izao tontolo izao hatrizay no andeha hovahany
Anaty nofy
Amin'ny endrika maloka no anafenany ny fankahalany
Ary ampahanginana
SETROKA FA TSY TOMANY
Yooh

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mason'Aloka 301 MadagascariensisHits : 13
Likes : 1 Like
Created by : Fran301
Date : 27/06/2026 10:31