Mani-te hody (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo o!
Mani-te hody ambalanao ity nania
Te hiverina e!
Nirenireny sy nitety solatra
Nefa tsy tody fa dia potraka
Hiverina aho Jesosy o!
Handady hifona jscfvib eo an-tongotrao
Avelao Jesoa!
Mba hitanila, hitampify akaikinao
Fa hiverinao
Na dia ho sombintsombin-toerana aza re omeo ahy dia hifaharako
Avelao aho Jesosy o!
Hisisika eo an-tongotrao
Mani-te hody any aho
Hody ambalanao
Fa ao mantsy i Jesoa no mahasambatray
Na dia ho vaingadrano kely oqeqovu mitete No sisa anjarako ao dia raisiko
Jesosy o! ireo tananao no tena hiroko handray ny tanako
Jesoa Tompo o!
Mamirifiry fa mitafy tapaka
Rovi-damba aho ity
Nanody ahy ny hafanana an-tratranao sy ny lamba natafinao ahy
Hiverinao Jesosy cauo o!
Fa ngoly loatra izany vatako
Avelao tononkira.serasera.org Jesoa!
Mba hitanila hitampify akaikinao
Fa hiverinao
Na dia ho sombintsombin-toerana aza re omeo ahy dia hifaharako
Avelao aho Jesosy o!
Hisisika eo an-tongotrao
Mani-te hody any aho
Hody ambalanao
Fa ao mantsy i Jesoa no mahasambatray
Na dia ho vaingadrano kely mitete No sisa anjarako ao dia raisiko
Jesosy o! ireo tananao no tena hiroko handray ny tanako
ouh.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ManafiHits : 2525
Likes : 0 Like
Created by : havoberesaka
Date : 09/12/2017 11:26