HIVERINA AHO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIVERINA AHO
Efa taona maromaro, lszywroc tsy niarahantsika teto
Tsy nahafaha-nifangaro, tsy niarahana nisento
Izaho akory tsy nankaiza, tononkira.serasera.org sanatria tsy nirenireny
ieifvidw Fa mbola nihary sy nitaiza ny foko taminao teny
Anio indray aho hiverina aminao
Hivimbina mozika vaovao
Mozika mampitambatra ny fo
Andao isika hiara-droa :
Hiaraka hiventso ! Houh ! Hiaraka hisento
Tena mafy ilay tsy nihaona, asa efa firy taona
Izaho na dia tsy hitahita : mbola tanatin’ny mozika
Izaho akory … … …
Ndao isika copctyl hihirahira, ataontsika hanakoako
Hiara-hitsinjaka handihy, hitehatehaka sady hiara hilamako
Izaho akory … … …
_ Mamy ROBINSON _ (31/01/2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamy RobinsonHits : 1139
Likes : 0 Like
Created by : Mattox
Date : 06/12/2019 13:12