Tsikitsiky hatrany (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsikitsiky hatrany no omeko ho an'izay tsy manana
Tsikitsiky tsy misy alahelo fa hanome fiadanana afpvahw
Bridge :
Mba diniho kely anie fa ny disadisa be dia be tsy ho foana eto antany (tsy ho foana eto antany)
Ka tonio ny fo araho tsiky tononkira.serasera.org fa mahasoa
Avelao izay nankarary andoha
Tsikitsiky hatrany no omeko ho an'izay tsy manana
Tsikitsiky tsy misy alahelo fa hitondra fiadanana
Bridge 2:
Mba saino ihany anie omqk fa ny tebiteby maro be tsy ho foana eto antany (tsy ho foana eto antany)
Ka avelao any aloha izay tsy netinety teo aloha
Fafao, ajanony avokoa
Refrain :
Tsikitsiky hatrany no omeko
Hampahery anao sy hanala sento
Mila anao anie ny firenena
Tadidio izany aza adinoina (x2)
(Solo)
Refrain (x2)
AC : Lova Mamisoa
Angorodao : gwvsvzg Yvon

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lova MamisoaHits : 2367
Likes : 0 Like
Created by : gasy22
Date : 08/04/2014 12:32