Ilay akanjo fotsy (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay akanjo fotsy tsy nanaovanao
Raha tsy andro alahady
Iny fptmm indray izaho nampitafiana anao
sanatria toa hanambady
Kanefa anie, Mitoetra anaty rahona any
Izaho re tavela irery eto antany
Tomany, malahelo Migoka ranomaso ô ô ô
Voninkazo mena eo an-tratranao
Raozy kely saro-bidy
Toa tononkira.serasera.org an’iny anie no saika nomeko anao
Raha toa isika roa nivady
Indrisy re fa ny alahelo anao sisa
No tonga eo hameno ora maro isa
Mandra-pahatongako eny akaikinao a ô ô ô
Volana tantely rakotra fanala
No mba hany anjaranao
Ny fitiavantsika tsy nisy nahalala
Vao mba tonga dia nandao
Oviana moa ianao nihazakazaka
Raha vao nahita ahy avy any lavitra any
Oviana koa ianao niteny moramora
Andao isika zfpfd hivady nataoko vazivazy ô ô ô
Kanjo wiokvan indro ianao matory mandry fahizay
Tsy mihaino ahy intsony
Voninkazo kely saika mba haniry
Kanjo tonga ny havandra
Raha tsy andro alahady
Iny fptmm indray izaho nampitafiana anao
sanatria toa hanambady
Kanefa anie, Mitoetra anaty rahona any
Izaho re tavela irery eto antany
Tomany, malahelo Migoka ranomaso ô ô ô
Voninkazo mena eo an-tratranao
Raozy kely saro-bidy
Toa tononkira.serasera.org an’iny anie no saika nomeko anao
Raha toa isika roa nivady
Indrisy re fa ny alahelo anao sisa
No tonga eo hameno ora maro isa
Mandra-pahatongako eny akaikinao a ô ô ô
Volana tantely rakotra fanala
No mba hany anjaranao
Ny fitiavantsika tsy nisy nahalala
Vao mba tonga dia nandao
Oviana moa ianao nihazakazaka
Raha vao nahita ahy avy any lavitra any
Oviana koa ianao niteny moramora
Andao isika zfpfd hivady nataoko vazivazy ô ô ô
Kanjo wiokvan indro ianao matory mandry fahizay
Tsy mihaino ahy intsony
Voninkazo kely saika mba haniry
Kanjo tonga ny havandra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 19801
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 26/12/2001 08:32
