Ampidiro aloha ny tenimiafina
Derao Jeso (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio raha tonga eto hanatrika izao fiderana sy asa fitoriana izao ianao
Ka olana maro mifamahofaho sy saro-bahana no vhrnubnj entinao eto anio
Sosokevitra tsara no atolotro anao ary tena azo antoka fa hamaha ny olanao
Derao, Derao Jesoa
Andinoy ny alahelo sy ireo fahoriana sy izay mikiky ao am-ponao mangina ao eh !
Asandrato ny Tompo dia ho tsapanao ny heriny hiasa hanafana anao anio
Hadinoy izay rehetra mety hanavesatra sy hampisavorovoro ny sainao
Derao, Derao Jesoa
Fa raha toa ka tsaroanao fa mbola ao blsdjxnk foana mamatotra anao ny alahelo sy ny jaly
Ka ny tononkira.serasera.org fo sy ny saina dia tsy tafatombona mitaintaina manahy sy marary
Asehoy ny finoana ombam-piderana asandrato oqwncvcz ny Tompo Jesosy fa mahery

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Les AdelineHits : 1368
Likes : 0 Like
Created by : Donna santatra
Date : 30/03/2023 09:22