NATREHAN'NY MASOKO (Laurent RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natrehan'ny masoko tanaty video
Ny fampijaliana namonoana Anao Jesoa
Nefa anie ny marina tsy manan-tsiny ianao
Izaho no tokony natao, nampahoriana toy izao
Tsy ianao no nanota fa izaho
Io aza ny video la passion du Christ
Mainka fa nanatrika 'ty fijalianao fivifugc ty
Onena ny foko latsa-dranomaso aho
Nanolotr'aina ho ahy Ianao
Matoa niaritra toy izao
Lehibe loatra ity fitiavanao
Kanefa anie jereo izaho ilay navotanao
Fa dia minia manao izao rehetra tsy fanaovana
Ka nanadino ilay niarim-pahoriana
Nanombo anao indray tamin'ny hazo fijaliana
Fa ny zavatra natao dia mampalahelo
Izaho mihitsy ilay petera nanda anao tononkira.serasera.org in-telo
Te hisitri-belona aho ka ho any an-davaka
Ô ry havoana mianjerà
Faingana re rakofy aho
Sarony geak aho fa ratsy fanahy.
Fa raha tsy noho ianao tsy ho avy hiantso ny marina aho
Fa ny mpanota izay mibebaka ho hanarina
Dia efa taiza loatra Tompo hatrizay
Angamba efa nijaly tanaty ago mahamay
Ry Tompo o, ny fahotako re mba sarony
Mifona mivalo fa tsy hamerina intsony
Ka tsy ho very maina 'lay rà nalatsakao
Tompo ô manomboka izao.
Raiso aho ho olom-baovao
Mahazo edoygaxv mahatoky ahy Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Laurent RAKOTOMAMONJYHits : 2399
Likes : 0 Like
Created by : Fanaja Mandranto
Date : 11/05/2019 09:29