Andriamanitra tsy mandao (Laurent RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDRIAMAITRA TSY MANDAO
Ry mpanota ô tsarovy fa Andriamanitra tsy mandao
Andriamanitra tsy mandao ê! tsy mandao anao
Fa ianao no maniasia madeha mizotra ny miankavia
Fa Andriamanitra tsy mandao ê tsy mandao anao
Fa ianao no mamilafila sady tahaky ny toa tsy mila Azy kcdzul
Fa Izy dia tsy mandao e! tsy mandao anao
Fa raha nanafatra anao Izy ka niteny nanao hoe
Lalan-kely arahina fa aza mizotra ny lalam-be
Tsy nino an’izzany ianao fa io hoy ianao no hita fa tena tsara
Nefa io izoranao io xopyend ê any andavaka no miafara
Fa raha naniraka anao Izy ka niteny nanao hoe
Ndeha torio ny FIlazan-tsara ho ren’ny olona maro be
Ianao tsy nitory fa natahotra hifandona amin’i losifera
Tsy mba nanana finoana fa vao voadona dia efa nianjera
Ry sakaiza ô tononkira.serasera.org tsarovy fa ny Tompo dia tsy mandao
FA ny Tompo dia tsy mandao anao ê! tsy mandao anao
Fa ianao no maningatsingana sasa-miarina fa voafingana
Fa ny Izy dia tsy whcpa mandao ê! tsy mandao anao
Fa ianao ity no mialangalana te hiverina antsasa dalana
Fa Izy dia tsy mandao ê! tsy mandao anao
Laurent RAKOTOMAMONJY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Laurent RAKOTOMAMONJYHits : 17610
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 21/08/2002 16:01