Superfan (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Johan Blouts feat Rash

Rash:
Tsy fahita raha ny hatsaranao
Zah mahatsiaro anao foana
Zah te ho anjaranao!
Tsy fahita raha ny hamanjanao
Zah oah miandry anao
Na ambany ary aho miandrandra anao
Mety tsy hitandry akory 'zah mpimaso
Fa ny ah entiko am-bavaka tsy mpimasy
Ef'ela zah no tia azy
Nefa tô tsy sahiko ny milaza , oeh mila azy aho!
Zah le autre amin'ny story anao reny!
Zah anatin'ny suivi anao reny!
Nandefa "Salut , ça va?" , enao tsy nisava!

Refrain :
Superfan an'azy iny mihitsy ah
Nefa tsy fatany ah
Tena tia fa tsy fahatany a!
Mpanaraka mafy azy ah mba fahotana!
Superfan an'azy iny mihitsy ah
Tsy haiko n'efa hitany a!
Te hanjono 'lay fintana a!
Tena "real love" fa tsy fitaka a!
(Mi'crush aminao zah...)

Tsy fahita raha ny hatsaranao
Zah mahatsiaro anao foana
Zah te ho anjaranao!
Tsy fahita raha ny hamanjanao
Zah oah hiandry anao
Na ho any ary ah miandrandra anao

Efa naovako dior , dior , dior oh!
Nefany izy n'ignorôh , n'ignore , n'ignorôh!
Efa nindramako fendi iih , fendi , fendi iih!
Nefany izy tsy tia iih, tsy tia , tsy tia iih!

Johan Blouts :
De mba kôzy oah ra Rash
Tsy ho crôcô tsony zah ne atsy ho atsy
Nefa ahoana oah ny fomba hilazako ny ao anatiko
Midonaka tsy atao oe "cache , caché"
Nampiakatra santimaka , kobonao fa love love ra Johan a!
Any anaty tambazotran-tserasera 'zah mcoms , mcomsa lasa "SUPERFAN" oh!
Ny sarinao toa ato an-tsaina
De ventsoiko ny anaranao hirahiraina
Tsy zokinao na zandrinao!
F'enao mihitsy oah no tiko ho sipaina!
Te hitantana anao , hamihina anao!
Isan'andro ah manonofy e!
Somary raintah aho , fa eo ary , mba tairo mba valio le Facebook e!

Refrain :
Superfan an'azy iny mihitsy ah
Nefa tsy fatany ah
Tena tia fa tsy fahatany a!
Mpanaraka mafy azy ah mba fahotana!
Superfan an'azy iny mihitsy ah
Tsy haiko n'efa hitany a!
Te hanjono 'lay fintana a!
Tena "real love" fa tsy fitaka a!
(Mi'crush aminao zah oh ...)

Rash :
Tsy fahita raha ny hatsaranao
Zah mahatsiaro anao foana
Zah te ho anjaranao!
Tsy fahita raha ny hamanjanao
Zah oah hiandry anao
Na ho any ary ah miandrandra anao

Efa naovako dior , dior , dior oh!
Nefany izy n'ignorôh , n'ignore , n'ignorôh!
Efa nindramako fendi iih , fendi , fendi iih!
Nefany izy tsy tia iih, tsy tia , tsy tia iih!

Superfan an'azy iny mihitsy aho
Nefa tsy fatany oh!
Tena tia fa tsy fahatany a!
Fa tsy fatany ah!
ya yah yaih!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Johan blouts
Hits : 938
Likes : 2 Like
Created by : JohanBlouts
Date : 15/07/2023 12:37
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127