VERY IZAHO TALOHA (ISAAC DE PAUL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taogno maromaro izay tononkira.serasera.org arô
No niaragnako
Sy nitadiavako
Ny fitsaharana
Raha jiabijiaby arô
Samy uhdmporv efa naniako
Tsisy raha nanjary (×2)

Ref:
Very izaho taloha
Very aho tamin'izany
Niraparapa tagnaty aizim-pito
Farany eky indray andro izay
Nahita an'i hnxpflki Jesosy izaho
Ka tafiara-dalagna tamin'ny Mpamonjy.

II
Akôry anao , miasa loha.
Amin-draha magnahirana
Raha raiky foagna arô atoroko anao e!
Miaragna ny Jesosy
Tadiavo ny Mpamonjy
Izy dia mpanolon-tsaigny
Tsisy raha tsy haigny aaim

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ISAAC DE PAUL
Hits : 575
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 18:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325