DERAO JESOSY (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara ny Tompo! Oh , ah
Meva Jeso ! Oh, ah
Soa ny Tompo e! Oh, ah
Pare sa tsy pare
Pare hagnino oh!
Pare hidera an'i Jesosy.
Hitotorebika isika niany e!
Fideragna tsy misy ohatran'izany e!
Asandrato ilay Mpanjaka
Ilay Mpanjaka tompon'ny laka
jdql Derao ny Tompo oh! Derao Jesosy e!
Ankalazao Jesosy e!
Roso hatrany ny diantsika
F'efa akaiky jxibu ty paradisha
K'aza mba mitebiteby e!
Hialaviro ny mpandrebireby
Tsisy hanaiky voarebirebinao
Tsisy hanaiky ny rediredinao
F'efa hakaiky mviaj Jerosalema vaovao ry satana oh!
Tandrignesa , Tandrignesa tononkira.serasera.org boaka an!
Ela ela tsy fankahita, ela lea tsy fangnotsafa
Ela ela tsy fankahita rô, ela ela tsy fangnotsafa
ka Môramôra koragnako azy, môramôra volagnako azy
Mantsintsigny hikorangnako azy , hivolagnako raha tegna marigny.
'Zah tônga hidera tsy hipoerapoera , handrava fagnahin'ny losifera.
Niany fotoagna tônga ny lera e!
Haleloia ! Haleloia e!
'Zaho tsy maintsy midera
'Zaho tsy maintsy mandihy
Isanandro mandihy ho an'i Jesosy
Navy izahay hidera e! Fa tsy hipoerapoera
Tsy hagnano ambiance CIMETIERE e!
Fiderana tsy oeraoera!
AMBIANCE BOAKA AN-DANITRA ANY E! MAHAFINARITRA E
AMBIANCE BOAKA AN-DANITRA ANY E!
MANASITRANA E!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 2020
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:40