ho raisinao (Groupe Ny toa azy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pvum Tompon’ ny Tompo Ianao
Andriamanitra Tsitoha
Mendrika ho deraina Ianao
Tsara ny Fitondranao
Nosarihinao aho izao
Jesoa Mpamonjiko
Voaantso aho izao
Hanambara ny hafatrao
Andeha aho  Na dia kely sy bitika
Vonona aho izao
REF:     Tefeo izahay hanahaka Anao
            Ataovy ho tena mpianatrao
    gfanozu         Ka hijoro ho vavolombelonao
           swcbbeqq  Hanatanteraka ny asanao
           Ka raha ho tononkira.serasera.org avy Ianao
           Dia ho faly izahay satria
           Ho Raisinao
Ho anao izay mandre ity hira ity
Mitsangana matokia
Aza matahotra ianao
Fa ny Tompo momba anao
Mijoroa koa ianao
Tanteraho ny anjaranao
Aelezo dieny izao
Ilay Filazantsara vaovao
Mandehana ianao Na dia kely sy bitika
Vonona ve ianao
REF:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Ny toa azy
Hits : 697
Likes : 0 Like
Created by : Sitrakaandraina
Date : 26/10/2023 14:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353