Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antsihanaka (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tafandry mandry ianao koa lasa
Antanin'olo any lmtssmw ...
Izay ny fitadiavana, miala havana
Vetsovetso sisa atao fa lavitra
Ireo voahary hita manodidina
Miantso anao hiverina...
Iny andalana iny anie aho...
Lasan'eritreritra....
Misy raha mahangomangoma anao
Tsy ampy anatiko...
Any ho any , any ianao, ilay tananako
Antsihana-antsihanaka tsy foy
Ref: Antsihanaka any zama tsy foiko
Tanana nahalehibe anay ,tany nihaviako
Antsihanaka any tany tsy adinoko
Ka lmcspik n'aiza misy anay , tsy adino Antsihanaka
Tsy hoe sanatria aho tsy tamana
Niala anao tsy ccsgse satry, tononkira.serasera.org fa velontena 'ty mazaka anao
Mahasaraka olotiagna..
Arivariva antanin'olona , manimanina
Tsy maintsy hamonjy akany hiverina any Antsihanaka
Ref:
Antanin'olo any lmtssmw ...
Izay ny fitadiavana, miala havana
Vetsovetso sisa atao fa lavitra
Ireo voahary hita manodidina
Miantso anao hiverina...
Iny andalana iny anie aho...
Lasan'eritreritra....
Misy raha mahangomangoma anao
Tsy ampy anatiko...
Any ho any , any ianao, ilay tananako
Antsihana-antsihanaka tsy foy
Ref: Antsihanaka any zama tsy foiko
Tanana nahalehibe anay ,tany nihaviako
Antsihanaka any tany tsy adinoko
Ka lmcspik n'aiza misy anay , tsy adino Antsihanaka
Tsy hoe sanatria aho tsy tamana
Niala anao tsy ccsgse satry, tononkira.serasera.org fa velontena 'ty mazaka anao
Mahasaraka olotiagna..
Arivariva antanin'olona , manimanina
Tsy maintsy hamonjy akany hiverina any Antsihanaka
Ref:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gonna MusicHits : 1167
Likes : 1 Like
Created by : Mboula Ny Rotsy
Date : 09/06/2022 21:52
