Vita izao ny fandresena (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Vita izao ny ivza fandresena
Haleloia!
Jeso Kristy no hobiana,
Haleloia!
Azo re ny famonjena
Haleloia!
Verinay tary Edena
Haleloia!

2
Ka izao tononkira.serasera.org dia arahabaina
Haleloia!
'Lay elws Mpanjakanay hajaina
Haleloia!
Ka na zovy mitaraina
Haleloia!
Misy vonjy azo maina
Haleloia!

3
Betlehema niandohana
Haleloia! Kalvary niafarana
Haleloia!
Fasana tsy iclj nahatana
Haleloia!
Toro teo 'lay menarana
Haleloia!

4
Saro-bidy anie ny rany!
Haleloia!
Ny fitiavany tsy lany,
Haleloia!
Ny fatoranay vahany,
Haleloia!
Ka hobianareo, ry tany.
Haleloia!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321