Moa ho vita ihany ve (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1  
Moa ho vita ihany ve
'Ty adidy lehibe,
'Zay napetraky ny Tompo Jesosy?
Ny havoana izay aleha,
Lohasaha mangina re,
Tany tononkira.serasera.org maro no manerana ny Nosy

2
Ny fahaizana va re,
Tsy anananay anie, jclvljpa
Fa oftmrh ny hafatrao ihany no lazaina;
Votsa vava izahay,
Kely hery, tsy mahay,
Fanahy Masina andrandraina

3
Raha eo imasonao
Sy izao tontolo izao,
Tsinontsinona tokoa izahay;
Nefa ny Anaranao, pgzvm
Reharehanay izao,
Ka ny voninahitrao momba anay

4
Tsy avelanay tokoa lanao ry Jesosy ô!
Raha tsy momba sy mitahy anay
Dia hitombo sy hamoa,
Ka ny asanao ho soa
Ho mpanompo mahatoky Anao 'zahay.

Fiv
Ry Jesosy, ô! avia!
Mba meteza Ianao
Mba hitantana ny dia;
Tsy izahay no misafidy,
Fa Ianao maniraka
No mandidy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294