lzaho anie Jeso ka mba maniry (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
lzaho anie tononkira.serasera.org Jeso ka mba maniry
Tsy haditra fwjbkqs iritsony, na hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, ry Tompo soa
Mba honenanao mandrakizay! ghxiu
Fiv
Izaho anie Jesosy,
Mba diovinao ho tempolinao
Izaho anie Jesosy,
Ho zowrrmwj sakaizanao mandrakizay doria
lzaho anie tononkira.serasera.org Jeso ka mba maniry
Tsy haditra fwjbkqs iritsony, na hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, ry Tompo soa
Mba honenanao mandrakizay! ghxiu
Fiv
Izaho anie Jesosy,
Mba diovinao ho tempolinao
Izaho anie Jesosy,
Ho zowrrmwj sakaizanao mandrakizay doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 4663
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:55
