HAODY RY SAKAIZA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAODY RY SAKAIZA  -  FEO gffzzn MAHAFALY NY ZIONA

Indro fa kfkxxav mandondona ao am-po (am-ponao ao)
Jeso Tompo ka vohay varavarana (vohay)
Hikasa sy hila fihavanana toy ny ray sy zanaka
Mifamatotra ao am-po.

(solo 1)  Izaho ange nandritr’izay ela izay
      tononkira.serasera.org         Tsy ta hafantatra Azy akory
              Tsy mendrik’izany aho angamba
              Asa re na minia ny ho jamba
              Aoka ihany hitoetra ho toy izao

(solo 2)  Ho haiko ve ny hanao izay sitrany
               Handà izao tontolo izao
               De ho hafoiko ho toy izany koa
               Ireo rehetra nanarako fo
               Aoka ihany hitoetra ho toy izao

(duo)  Nefa raha sitraky ny Ray tokoa
            Ny hahatonga ahy ho mpankato
            Ekeko fa xtpufrwu hainy avokoa ny hanao izay mahasoa
            Ka hanavaozany indray ity tenako

(solo) Sitraky ny Ray ; Sitraky ny Ray ; Sitraky ny Ray
(chœur) Ny hahatonga ahy ho mpankato

T&F : RAVELOSON HERILALAINA

**************FMZ**************

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Hits : 977
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381