Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ron'anana (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hialangalana ve ianao sa hiditra e ?
Hitazan-davitra fotsiny sa hirotsaka e ?
Satria ron’anana ve ny laoka de hianjona e ?
O Mandrosoa f’izay masaka eo sasahana e !
Fa ny aty tsy mba eybqz tahaky ny any ô !
Mahitahita sy bebe saosy vao namana o !
Fa ny aty soa ihany fa tsy izany o !
Ny fihavanana aloha vao ny vofob sisa ambiny o !
Zao no kely mba sisa am-pelatanako e
Mandraisa ncaqiml ankalana f’hiarahantsika homana e !
De tena kely de kely indray mandrapaka e !
Fa ny fo manolotra kosa ho’aho de gôzabe

Hialangalana… sa tononkira.serasera.org hiditra e ?

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Erick MananaHits : 4388
Likes : 0 Like
Created by : Bditra
Date : 27/08/2008 12:05