TRIMURTI (Doublenn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy any am? Mars” à, koboko ny fikôzy avy any am? “ Venus”
Miala any ny “ revolutionina” avy eny am? lalana stylan?ny Spartacus
Style insta olda hoatrany hoe “tyrannosaurus”
Mathematika loatra ny rapiko asiko “sinus” sy “ cosinus”
Reven?ny tsain ny flo-ako otran « cunilingus»
Tafiakatra avo loatra eo ambany “cumulonimbus”
„Zay ts miondana Doublènn mandainga hoatran joba ts mi-« suce »
“Hardcore” anaty rap hoatran hoe ol mihinana “foeutus”
Alaiko aingana ny fitondrana hoatran fikan-draBrutus
Tonga de pôteko « Cendrillon » raha „zah no « Gusgus »
„Meo penina à de koboko ny ho avy ohatran-draNostra Damus
Vidiko „zao tontolo „zao fa ampisehoy à ny “Argus”
Na kobon?lah m?battre aza à ny andohako mandeha “ léxus”
Tsy eto an-tany ny misy ahy fa satria “prime” otran-draOptimus
koziko hoe goavana loatra na lapsus na tsy “lapsus”
kobon?lah @zay ve le fivelaran?ny “Empire” isaky ny Opus
ny fihanaky ny kozy hoatran?ny “Virus”
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doublenn
Vangy : 288
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tjnoelson
Daty : 19/03/2023 06:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0758