Mentalisme ft Buddha El Taga (Doublenn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAP PART / DOUBL’E’NN
Mitady kôzy mampiaiky ny pokona no ataoko vaindon-drarah.
Zà tsy mandraràh fa alaiko daôly ny aingam-panah.
Ny univers mental ralah, aty ambany otrin?ny any ambony
Lasa zà no atidohan?ny kil ra ohatra ka very ry lerony.
Genezin?ny kôzy, itenenako hoe andriamanitra misy paradoxe,
kôzy fa ny vox Doublenn - vox Dei, tsy intox.
Ny fankahalana sy ny fItiavana eto embony tany,ray iany,
satana sy andriamanitra,ray iany tsisy ny sistany.
Na ny no man’s land aza tsisy, fa anaty “matrice”.
De aleo hoentiko isaky ny andalana ny kôzy hoe peace!
Ato amiko mirehatra mandrakizay ny jiron?ny fahendrena,
ndana enjeo ny fara-vodilanitra fa anaty rycs asiko edena,
de ny hoditro lasa mamofona masoandro fofony anie e!!!unffffffffff………………
Ny logo-ako isan’andro mivoaka eny am’lanitra mtsikitsiky ny tarehy
Misia ny mazava! de oentiko hanala ny andro maloka,
kôfa tsotra fa merci am’le pôtsatroka.
Ato ambovo ampiretiko ny labozy de iny à mifantoka


HOOK / ROY RAKOTO
Izaho sy ianao iray ihany, mitovy ihany, mitsiky mitomany,
na misy ambony na misy ambany,
na misy ranomaso na mahery aza ny ankaso mbola tsy maty ilay afo,
ahirato ireo masonao, ity izaho ho namanao,
samy miaina manantena, mitovy ihany, iray ihany, izaho sy ianao iray ihany

RAP PART / BUDDHA EL TAGA
mmm… Mba te hamantatra ny hoavy koa hono ireo rehetra nanimba ny lasa
Ny androany aloha androany fa raha ny sandoka no lasa mpaminany toa hafahafa
Dia raha tsy avela ho olona ‘tsony ny olona fa esorina aminy ny fanahy
Dia ahiratro ny masoko fa te hifoha a
Dia akipiko indray hahazo nofy vaovao
Nosafidiako ianao hotantaraina aminao fa raha zaraina tsisy hino izao tontolo izao
Dia izao atao : Anaovy sarina tontolo tsara tarehy hoe za
Dia asivo sarina Buddha kely tsara fanahy
Fenoy voninkazo manodidina, sy vorona manidina, Masoandro sy kintana
Dia ataovy ao koa indrindra indrindra ianao
Aza adino, ifandom-bera tsika zao
Fa antsika izao tontolo izao

HOOK / ROY RAKOTO
Izaho sy ianao iray ihany, mitovy ihany, mitsiky mitomany,
na misy ambony na misy ambany,
na misy ranomaso na mahery aza ny ankaso mbola tsy maty ilay afo,
ahirato ireo masonao, ity izaho ho namanao,
samy miaina manantena, mitovy ihany, iray ihany, izaho sy ianao iray ihany


BRIDGE / ROY RAKOTO
Na samy hafa fomba fiaina (fiaina, fiaina, fiaina, fiaina...heii)
Na samy manan-tsaina, masoandro iray no andrandraina (ndraina, ndraina ndraina)
Ny ratsy mbola hiova ho tsara, Ny hatsarana mety ho anjara,voarindra ho tantara,
Izay ilay miaina...ny ampitso no handrandraina...

BRIDGE / DOUBL'E'NN
Tsy ikôzy bobaka a sao de voahombo eo am’ “la croix”,
fo-na liona ohatran?ny Myrmidon eo am’torapasik’i Troie.
Ny retraretra fanahy, hiova plan hafa à! avelako amlà n “karma”
fito roa no nahaterahako de haka enina roa a ametrahako “supernova”


HOOK / ROY RAKOTO
Izaho sy ianao iray ihany, mitovy ihany, mitsiky mitomany,
na misy ambony na misy ambany,
na misy ranomaso na mahery aza ny ankaso mbola tsy maty ilay afo,
ahirato ireo masonao, ity izaho ho namanao,
samy miaina manantena, mitovy ihany, iray ihany, izaho sy ianao iray ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doublenn
Vangy : 340
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tjnoelson
Daty : 19/03/2023 05:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072