Andriamanitra o, henoy (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô henoy
Andriamanitra ô, aiza moa Ianao
Fa miantso Anao ny foko ?
Tambesaran’ota any aho
Ka misento mahatsiaro resy
Satria izay nataoko
Zay rehetra nataoko hatramin’izay
Dia mampimalo kjtzndgf tononkira.serasera.org sy mandratra avokoa
Tsy wneyf hangina anefa aho
raha mbola velon’aina eto
(Andriamanitra ô) zvwvlxn koa aza lavinao
Fa vonona aho hanao izay sitrakao
Sy hankato ny didinao ry efa nekeko
(c) Rina Rnt
Andriamanitra ô, aiza moa Ianao
Fa miantso Anao ny foko ?
Tambesaran’ota any aho
Ka misento mahatsiaro resy
Satria izay nataoko
Zay rehetra nataoko hatramin’izay
Dia mampimalo kjtzndgf tononkira.serasera.org sy mandratra avokoa
Tsy wneyf hangina anefa aho
raha mbola velon’aina eto
(Andriamanitra ô) zvwvlxn koa aza lavinao
Fa vonona aho hanao izay sitrakao
Sy hankato ny didinao ry efa nekeko
(c) Rina Rnt
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Sedera AmbalavatoHits : 1783
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 17/04/2016 02:26
