Didy vaovao (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Didy vaovao tokoa
Zay teny lovasoa
Ary tsy mba mety lo
Teny izay zpkhrni napetrany
Sy efa nafarany
Mba hiainantsika ety

Fiv :
Mifankatiava ianareo
Toy ny nitiavako anareo
Zany koa no ahalalako
fa tononkira.serasera.org mpianatro ianareo

2- Ianareo voafidiko
No aoka hitondra ny
Teny fanevako
Ho fanasina ianareo
Ho fahazavana koa
An’izao tontolo izao

3- Ianareo no taratra
Fianarana ho an’izay
Rehetra mino Azy
Izay beyimc lazainy tadidio
Ary avieo dia tsapanao
Ilay fiainam-baovao gzvozn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1095