INONA NO HAVALIKO (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no havaliko an i Jehovah?
Noho ny soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoakan ny famonjena aho
Ho eo am bavako mandrakariva
Ny fiderana Azy.

Hanefa ny voadiko amin i Jehovah aho
Eny eo anatrehan ny olona rehetra o
Hianao no hanterako fanati pisaorana
Mendrika ho deraina ny Anaran i Jehovah
Haleloia haleloia.

II- Inona no havaliko an i Jehovah
Noho ny famonjena nataony ety an tany
Nomeny ny zanany lahitokana
mba tsy ho very izay mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay

Endrey ny fitiavan ny Ray
Antsika olombelona
Dia ny niantsoany hoe:
Zanaka isika ô!
Nomeny fahefana,nomeny fahalalana
Mendrika ho deraina ny anaran' i Jehovah
Haleloia haleloia.

INONA NO HAVALIKO AN I JEHOVAH.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra
Hits : 1176
Likes : 0 Like
Created by : Rahony
Date : 24/11/2018 21:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.078