AVO INDRINDRA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra Ianao
Mpanjakan’izao rehetra izao
Andriamanitra mahery atruvgjr sy be voninahitra
Ref: Avo indrindra Ianao ry Ray
Ianao Ilay tononkira.serasera.org masina hrpjy ho anay
Tsy manam-petra ny fahefanao
Fa mandrakizay
2-Tompon’ny hatsarana Ianao
Fifalianay dkjlzay ny midera Anao
Raiso ny haja sy ny voninahitra atolotray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraHits : 1855
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 07:42