Misaotra Anao (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noho ny otako Jesoa no nampisaraka ahy taminao
Ilay voaloham-pitiavanao nitazona ahy ka nanafaka ahy tanaty haizina.
Natao hoe ho very aho kanefa, hay mbola teo ny indrafo.
Ka Ianao mpanjakan'ny lanitra indray no indro nidina nateraka ho nofo.
Nanetry tena ho pisqwsu tonga olona nefa dia be voninahitra.
Miankohoka aho Jesoa fa tena resinao.
Ka manantitra izao fiderana izao.
Ref :Misaotra anao tononkira.serasera.org izahay Jesoa.
Fa navotanao tamin'ny famindram-ponao
Nomenao anao ka anio
Toy ireo mpanomponao fahiny raiso ny tsaokanay
Notiavin'Andriamanitra
Izao tontolo rehetra rehetra izao.
Dia nomeny ny zanany mba tsy ho very.
Izay rehetra mino fa hiaina mandrakizay
K'iza indray no be fitiavana
Noho ny fitiavanao Jesoa
Fa ny fahefanao dia navelanao ho famonjena anay jqdllh izay vovoka.
Ny lalako izay diso teo aloha
Indro fa efa nakambanao
Tamin'ny tana-maherin'ny Tsitoha
Ka indreto izahay hanandra-peo ho anao.
Ref:
AMEVIF (Efraima Vaovao)
Tonony sy feo: RATEFIARISON cltqop Sandratr'Hasina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Hits : 892
Likes : 0 Like
Created by : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Date : 21/07/2022 13:11