Antso 2 (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry namako ô avia, Jesô mañantso anö Indao zalahy fa aza matahotra aby fa
Anö io mintsy anie ilay ôlo tadiaviny
Tapaho ny hevitra niany, Izy mandiñy anö.
Ref : Aza misalasala hañatoña ananjy
(ny aminanjy)
Jesôsy be fitiavaña, Izy mila anö,
Ny momba anö jiaby am-pelatañany
(fantany)
Malakilaky anö arö sabeky tara akeo
2- Jesôsy tsy mañavaka fiaviaña,
Na avy aiza anö tsisy olaña aby fa
Izy koa anö pare, Izy miaraña anö.
Tapaho ny hevitra niany, Izy mandiñy anö.
A/C : Jean-Louis VELOMARO
© Mangazaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 686
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 26/12/2020 00:19