Fantatrao aho (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao namorona ahy sy ny foko
Taloha nisian'ny tany
Dia fiainako Ianao
Ref: Fantatrao aho
Fantatrao ny foko
Hitanao reo tomany
tononkira.serasera.org Ka miantra Tompo oh
(ka mamalia Tompo oh)
Manana Ray aho
Izay miantso ahy
Tsy mba mandao Izy
Na ivbkfgq aiza fbas misy ahy jpqroxv
Taloha nisian'ny tany
Dia fiainako Ianao
Ref: Fantatrao aho
Fantatrao ny foko
Hitanao reo tomany
tononkira.serasera.org Ka miantra Tompo oh
(ka mamalia Tompo oh)
Manana Ray aho
Izay miantso ahy
Tsy mba mandao Izy
Na ivbkfgq aiza fbas misy ahy jpqroxv
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaHits : 643
Likes : 0 Like
Created by : Tiako07
Date : 15/02/2024 13:51
