O ry Fanahy (Akon'ny kanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry fanahy masina o Avia
O ry fanahy midina eto anio
Lay hazavanao mamiratra ery
Indreto ny zanakao, hanao izay sitrakao
Ka ny hasoavanao no hanjaka ao

O ry fanahy masina o Avia
O ry fanahy midina eto anio
Lay hazavanao mamiratra ery
Indreto ny zanakao, hanao izay sitrakao
Ka ny fitiavanao no hanjaka ao
AMEN
AA---MEN AA--MEN
AAAA----MEN AAAA----MEN
AAAAAA---MEN AAAAAA---MEN
--------
Link:
Comments
mihanta3mich ( 25/02/2026 08:59)
Mirotsaha fanahy
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'ny kanana
Hits : 14
Likes : 0 Like
Created by : mihanta3mich
Date : 25/02/2026 08:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0662