Jeso inty aho (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso ekeo inty aho irahoHizaka izay niaretanao
Ianao Jeso no tokiko tano re hoanao
Izay rehetra sitrakao
No aoka mba atao izao
Ianao Jeso Mpanavotro
Ka ho tanako
Jeso ekeo inty aho iraho
Hizaka izay niaretanao
Ianao Jeso no tokiko tano re hoanao
Izay rehetra sitrakao
No aoka mba atao izao
Ianao Jeso Mpanavotro
Ka ho tanako
Ry Jeso Tompo Tsara oh
Ny heloko navelanao
He sambatra aho manana anao
Fanavotana
ou ou ou ou
Derao hirao hankaalazao ny fitiavany
--------
Link:
Comments
mihanta3mich
(
25/02/2026 09:43)
Izay rehetra sitrakao
No aoka mba atao izao
Ianao Jeso Mpanavotro
No aoka mba atao izao
Ianao Jeso Mpanavotro
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny kananaHits : 11
Likes : 0 Like
Created by : mihanta3mich
Date : 25/02/2026 09:39
