Amin'ny fo (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo: Amin'ny fo no hanatonako anio
Amin'ny fo mavesatra
Feno alahelo sy hadalana
menatra anao aho ry Jesosiko
Mifona aho mamela ahy
Rakotr'haizina ny fiainako
Feno haratsiana tsy hisy hatsarana
O avelao re O Diovy avokoa
O mamela reo ditra sy hadalana
Zay nameno ny androm-piainako
O esory re ny fahankahalana
Zay nandratrako ireo namako
O vonjeo re fa diso tokoa
Amin'ny fo no hanatonako anio
Amin'ny fo mavesatra
Feno alahelo sy hadalana
menatra tononkira.serasera.org anao aho ry Jesosiko
O mamela reo fifosafosana
Zay nameno ny vavako
O esory re ka hovay hazavana
Ka hamiratra ny androko
O mamela ireo fanaratsiana
Izay namonoako ireo rahalahiko
O ovay fitia hampiray ny hatsaranao
Ka ho tafaray tokoa
Hiara-dalana aminao Ray Tsitoha
O tgpwn mamela re ny hadisoako
Ka diovy avokoa
Ka mba sasao re ho madio
Ho soylt mendrika ny anaranao
O mamela ny tsy finoako
Nanamavoako ny fivavako
Ka ovay ho mpianatra aneho ny hatsaranao
(Ho mpandova ilay tany vao) 2fois
Ho sambatra mandrakizay
Sambatra aho fa manana qppewahk anao
Amin'ny fo mavesatra
Feno alahelo sy hadalana
menatra anao aho ry Jesosiko
Mifona aho mamela ahy
Rakotr'haizina ny fiainako
Feno haratsiana tsy hisy hatsarana
O avelao re O Diovy avokoa
O mamela reo ditra sy hadalana
Zay nameno ny androm-piainako
O esory re ny fahankahalana
Zay nandratrako ireo namako
O vonjeo re fa diso tokoa
Amin'ny fo no hanatonako anio
Amin'ny fo mavesatra
Feno alahelo sy hadalana
menatra tononkira.serasera.org anao aho ry Jesosiko
O mamela reo fifosafosana
Zay nameno ny vavako
O esory re ka hovay hazavana
Ka hamiratra ny androko
O mamela ireo fanaratsiana
Izay namonoako ireo rahalahiko
O ovay fitia hampiray ny hatsaranao
Ka ho tafaray tokoa
Hiara-dalana aminao Ray Tsitoha
O tgpwn mamela re ny hadisoako
Ka diovy avokoa
Ka mba sasao re ho madio
Ho soylt mendrika ny anaranao
O mamela ny tsy finoako
Nanamavoako ny fivavako
Ka ovay ho mpianatra aneho ny hatsaranao
(Ho mpandova ilay tany vao) 2fois
Ho sambatra mandrakizay
Sambatra aho fa manana qppewahk anao
--------
Link:
Comments
mihanta3mich
(
25/02/2026 09:31)
fibebahana fihavanana fifamelan-keloka
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny kananaHits : 244
Likes : 1 Like
Created by : mihanta3mich
Date : 25/02/2026 09:30
