Ny antsonao (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny antsonao ry Tompo
no nanaitra ahy izao
niantefa tato am-poko
ka nanoa ity zanakao
hagagana xjnlajvp re ny ahy
raha nitopy izany masoko
hazavana lehibe
no nanenika ny tavako
Soa fa teo ianao ycfts Jesoa nanome
azy fitiavana, raha tsy teo ianao Jesoa
dia ho very angamba izy ireo
soa fa teo ianao Jesoa
nanome ahy hazavana raha tsy teo ianao
Jesoa haizina no nandrakotra ahy
Mino aho ry Jesoa sy ireo hafa
ankoatra ahy
dia toloranao fitiavana
mba hanaitra ny fanahy
hahafahany mijoro
sy gwesj mitory indray anao
mandrapahatonga ilay
paradisa iray vaovao
Soa fa teo ianao Jesoa
nanome azy fitiavana
raha tsy teo ianao Jesoa
dia ho very angamba izy ireo
soa fa teo ianao Jesoa
nanome ahy hazavana
raha tsy teo ianao Jesoa
haizina
no nandrakotra ahy tononkira.serasera.org
no nanaitra ahy izao
niantefa tato am-poko
ka nanoa ity zanakao
hagagana xjnlajvp re ny ahy
raha nitopy izany masoko
hazavana lehibe
no nanenika ny tavako
Soa fa teo ianao ycfts Jesoa nanome
azy fitiavana, raha tsy teo ianao Jesoa
dia ho very angamba izy ireo
soa fa teo ianao Jesoa
nanome ahy hazavana raha tsy teo ianao
Jesoa haizina no nandrakotra ahy
Mino aho ry Jesoa sy ireo hafa
ankoatra ahy
dia toloranao fitiavana
mba hanaitra ny fanahy
hahafahany mijoro
sy gwesj mitory indray anao
mandrapahatonga ilay
paradisa iray vaovao
Soa fa teo ianao Jesoa
nanome azy fitiavana
raha tsy teo ianao Jesoa
dia ho very angamba izy ireo
soa fa teo ianao Jesoa
nanome ahy hazavana
raha tsy teo ianao Jesoa
haizina
no nandrakotra ahy tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Hits : 3573
Likes : 0 Like
Created by : andreasr
Date : 03/12/2007 05:42
