Ray Malalako (A3F)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reraka 'zaho oh ôô
Ray malalako
Fa mila anao oh ôô
Handray ny tanako

Ref1 : Miandrandra ny tananao
Fa sahirana lava izao
Raha misaraka aminao ry Ray
Tena resy anie 'ty zanakao
Koa miangavy anao izahay
Mba hitantana anay
Raha misaraka aminao ry Ray
Reraka izahay

2-Sambatra 'zaho oh ôô
Ray malalako
Manana anao oh ôô
Mandray ny tanako

Ref2 : Manantena ny herinao
Zaho adala raha tsisy Anao
Raha misaraka aminao ry Ray
Tena resy anie 'ty zanakao
Koa miangavy anao izahay
Mba hitantana anay
Raha miaraka aminao ry Ray
Sambatra izahay

   Inty aho raiso ho anao ry Ray
   Na tsy mendrika aza iantrao
   Inty aho raiso ho anao ry Ray
   Na tsy mendrika aza iantrao...iantrao (x2)
   Na tsy mendrika aza ( x 3)
   Iantrao

A/C: Ando A3F
2024
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A3F
Visites : 163
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fansDiez
Date : 07/06/2024 09:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0791