Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho an'ny Tompo (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ry Olona o, mandalo ihany ny etyNy fiainanao anie tsy haharitra ho doria
Mandiniha ianao, mihevera izao !
Ny andronao misy farany…
Ianao ry Olona ô ! mandalo ihany ny ety
Ny fiainanao anie tsy haharitra ho doria
Mandiniha ianao, mihevera izao !
Ny andronao misy farany
Ô ou ô !
Tsy manary anao ny Tomponao
Manatonà ho sasany ny helokao !
Ô ou ô !
Honina any an-danitra ianao
Hiaraka amin’ilay Tompo be fitia
Handeha hiara-dia, hitory ilay fitia
Ny fiainantsika izao mitory ilay tsy mandao
Fifaliam-be ho an’ilay Tomponao
Mifalia, miravoa izao !
Handeha hiara-dia, hitory ilay fitia
Ny fiainantsika izao mitory ilay tsy mandao
Fifaliam-be ho an’ilay Tomponao
Mifalia, miravoa izao
Ô ou ô !
Tsy manary anao ny Tomponao
Manatonà ho sasany ny helokao !
Ô ou ô !
Honina any an-danitra ianao
Hiaraka amin’ilay Tompo be fitia (2x)
A.M.I.F 2026 / keys: Db / AC: Harii
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Hits : 120
Likes : 0 Like
Created by : zoniainadinarak
Date : 13/03/2026 12:57
