ILAY TANY NIAVIAKO (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Injany e ! midona any ho any e ! lahy e !Mitrao e ! ny oram-baventy e! roy o!
Mitraotra e ! ny sento fa saingy tsindriana a !
Ny foko manembona ny any aminay
Ny foko manembona ny any aminay
2- Any ambadik’irony havoana e !
Ilay ankany nilaozana ela e ! roy o !
Ao izay i Kaky sy i Neny e ! lahy o !
Sasa-miandry ny fiverenanay
Sasa-miandry ny fiverenanay
3- Veloma e ! ry toerana nahatamana o !
F'izaho e ! hiverina hody an-tanàna
Any ho aho, any no any aminay e !
Hitahiry ity nofoko mandrakizay
Hitahiry ity nofoko mandrakizay
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 707
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 11:02