You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Black Jack's

411

Nampiditra : sand
Tamin'ny : 03/01/2004 10:40:29

Mombamomba :
Filohan'ny tarika : Randriamiharana Jean De La Croix na DELACRE

Hevitra mandeha

Theorasolo (18/02/2016 15:27:53)

Salama daôl mba mitady ny tononkira Black jack Raha mbola misy ê!!! misaotra ê

diloo (04/02/2009 00:30:47)

mitady ny tononkiran'i black Jacks: Raha mbola misy: Misaotra.

RAZAFINDRATSIMBA (17/02/2008 06:00:16)

manahona e
mba misy manana ilay hiran i BLACK JACK
TRADUCTION AN'ILAY PUISQUE TU PARS (J.J. GOLDMAN) VE
AZAFADY,MBA ILAIKO MAIKA AMINA MARIAZY
MISAOTRA

dolbia (10/01/2008 09:59:21)

Izaho mba somokotra ery nampiditra hira tato nefa hatramin'izao mbola tsisy nivoaka ihany na iray aza, fa ahoana marina e ?

dolbia (08/01/2008 11:17:42)

Nanomboka tamin'ny taona 1973 ny Black Jacks, Randriamiharana Jean de la Croix (Delacr) no filohany, tamin'ny taona 70-80 tany no tena nampahalaza ny Groupe tamin'ny hirany : Lucile, Mba tandremo kely lesy...
Nisy fandaharana tao amin'ny RNM isaky ny alakamisy alina izay niantsoana ny mpihaino hifidy hira amin'ireo 12 atolotra, nanolotra hira tamin'izany i Black Jacks dia ilay hoe : "Tsy haiko".
Taty aoriana dia mbola nanohy namoaka K7 ihany ny Tarika fa dia tsy hitahita intsony teny an-tsehatra, namokovoko kosa anefa tamin'ireny cabaret ireny, efa niala tao anatin'ny tarika koa moa i Lalao ary ny iray tamin'izy kambana mirahalahy zanany lasa tany Afrika atsimo.
Tamin'ny taona 2000 dia nodimandry i Jacques izay mpitendry clavier havanana tokoa, kivy tanteraka i Delacr ary nanapa-kevitra fa tsy hiaka-tsehatra intsony, nanomboka teo koa izy dia nianatra nitendry clavier satria ao anatin'ny sainy dia irremplacable i Jacques. Vao maika loza fa tamin'ny taona 2004 dia nodimandry koa i John (bassiste).
Kisendrasendra teny Antsonjombe no nifankahitany tamin'ny producteur-n'ny Madapro izay nanentana azy hanao VCD, dia iny izy hitantsika iny, efa miharatsy ny arrangement, tsy eo intsony ilay mpitendry mahay, na izany aza anefa dia mbola hita ao anatin'ireo hirany ihany ny maha-Black Jacks an'i Black Jacks.

fakira1 (02/07/2007 12:37:40)

ar toa ts de maro ny tonokiran'i delacre ato le?

lemenakely (01/03/2007 17:41:36)

toa tsy misy hira mihintsy na iray aza le

fanasina7 (10/02/2007 22:46:24)

Mitady tononkiran'i Black Jack's hoe "LUCILE" aho, na izay mety hirany "ROCK" hafa, ilaiko maika hanomanana mariazy. Miasaotra mialoha.

Patrick (19/12/2006 20:48:22)

hatr'aty koa io mitady an'io vazoio fa tsy nahita na tany dago ary...

irery1 (09/09/2006 00:27:00)

mba omeo renseignement momba an'ny blak jaks fa tena fan any aho nefa ry zareo tena disparue dans la nature sao mba misy mahita cd na k7 za nitady tany dago tsisy mintsy ka sao de mba tsy rariny e! anefa anie dia hira tsara sy zavatra tena marina daholo ny voalazany e!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha