Hevitra momba an'i Black Jack's

Hiverina amin'ny Black Jack's Hampiditra hevitra
Theorasolo ( 18/02/2016 15:27)
Salama daôl mba mitady ny tononkira Black jack Raha mbola misy ê!!! misaotra ê
diloo ( 04/02/2009 00:30)
mitady ny tononkiran'i black Jacks: Raha mbola misy: Misaotra.
RAZAFINDRATSIMBA ( 17/02/2008 06:00)
manahona e
mba misy manana ilay hiran i BLACK JACK
TRADUCTION AN'ILAY PUISQUE TU PARS (J.J. GOLDMAN) VE
AZAFADY,MBA ILAIKO MAIKA AMINA MARIAZY
MISAOTRA
dolbia ( 10/01/2008 09:59)
Izaho mba somokotra ery nampiditra hira tato nefa hatramin'izao mbola tsisy nivoaka ihany na iray aza, fa ahoana marina e ?
dolbia ( 08/01/2008 11:17)
Nanomboka tamin'ny taona 1973 ny Black Jacks, Randriamiharana Jean de la Croix (Delacr) no filohany, tamin'ny taona 70-80 tany no tena nampahalaza ny Groupe tamin'ny hirany : Lucile, Mba tandremo kely lesy...
Nisy fandaharana tao amin'ny RNM isaky ny alakamisy alina izay niantsoana ny mpihaino hifidy hira amin'ireo 12 atolotra, nanolotra hira tamin'izany i Black Jacks dia ilay hoe : "Tsy haiko".
Taty aoriana dia mbola nanohy namoaka K7 ihany ny Tarika fa dia tsy hitahita intsony teny an-tsehatra, namokovoko kosa anefa tamin'ireny cabaret ireny, efa niala tao anatin'ny tarika koa moa i Lalao ary ny iray tamin'izy kambana mirahalahy zanany lasa tany Afrika atsimo.
Tamin'ny taona 2000 dia nodimandry i Jacques izay mpitendry clavier havanana tokoa, kivy tanteraka i Delacr ary nanapa-kevitra fa tsy hiaka-tsehatra intsony, nanomboka teo koa izy dia nianatra nitendry clavier satria ao anatin'ny sainy dia irremplacable i Jacques. Vao maika loza fa tamin'ny taona 2004 dia nodimandry koa i John (bassiste).
Kisendrasendra teny Antsonjombe no nifankahitany tamin'ny producteur-n'ny Madapro izay nanentana azy hanao VCD, dia iny izy hitantsika iny, efa miharatsy ny arrangement, tsy eo intsony ilay mpitendry mahay, na izany aza anefa dia mbola hita ao anatin'ireo hirany ihany ny maha-Black Jacks an'i Black Jacks.
fakira1 ( 02/07/2007 12:37)
ar toa ts de maro ny tonokiran'i delacre ato le?
lemenakely ( 01/03/2007 17:41)
toa tsy misy hira mihintsy na iray aza le
fanasina7 ( 10/02/2007 22:46)
Mitady tononkiran'i Black Jack's hoe "LUCILE" aho, na izay mety hirany "ROCK" hafa, ilaiko maika hanomanana mariazy. Miasaotra mialoha.
Patrick ( 19/12/2006 20:48)
hatr'aty koa io mitady an'io vazoio fa tsy nahita na tany dago ary...
irery1 ( 09/09/2006 00:27)
mba omeo renseignement momba an'ny blak jaks fa tena fan any aho nefa ry zareo tena disparue dans la nature sao mba misy mahita cd na k7 za nitady tany dago tsisy mintsy ka sao de mba tsy rariny e! anefa anie dia hira tsara sy zavatra tena marina daholo ny voalazany e!
tokybouba ( 12/08/2006 12:19)
Za tsy génération Black Jack's fa Tanora ankahitriny mankafy ny tarika Black Jack's araka ny nahenoako ny hirany taty aoriana ka ny hevitra omeko an'i Delacre de tokony haveriny avaozina @ musique ankehitriny ireny hirany taloha ireny fa izaho sur fa malaza izy raha mamerina ireny hira ireny. Tsy izany mantsy fa tena ao anatin'ny fianant-tsika @ izao daholo ireny tonon-kirany ireny ka tokony avaoziny. Miandry ny fiverenany izahay mpankafy
james ( 23/05/2006 11:55)
aiza no mety ahitana CD na K7 Black Jack am'zao e?
djijab ( 03/12/2005 20:57)
sao de mba misy manana le tononkiran'ny Black jacks hoe"tsy aleo ve miaina tsisy romoromo @ ravimbomanga kely sy patsa"ra mba misy de andefaso ry reto a,
djijab ( 13/11/2005 18:26)
milay ny vazo e!za le nametraka anao le hoe hividy k7 Tao @ ATAMOB, OK
sand ( 03/01/2004 15:40)
Filohan'ny tarika : Randriamiharana Jean De La Croix na DELACRE
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.433