Lucile (Black Jack's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanao ho banga ve ny fiainanao
Raha toa ka olon-tiana iray no nandao ?
Mangamangana ny fo, tsy vanombanona avokoa izay atao
Zay jerena toa miteny avokoa
Toa mitanisa bbxdj ny hafaliana taloha
Ny fahatsiarovana no sisa ao an-doha
No manindrona fo.
Reny sentosentondry, ny hantahantandry
Reo ditraditra kely zay niarahana ety
Tsika tsy maintsy hitsiky (3)
Hitsiky ho an-dry.
Nanao izay dina mamy isika
Tsy mba nisy naminany tononkira.serasera.org izay ho avy e
Fa dia nionda-nofinofy
Fa tanora ve k’ho faty sahady
Somebisebin’ny hafaliana tokoa
Iza tamintsika no nanampo
Fa ny hetraketraky ny lahatra
No nandrotika fo.
Reny sentosento...
Lucile, rotidrotika ny fo nanantena
Lucile, rako-mainty ny tontolo jerena
Lucile
Reo rangolahy mangatsiaka
No hany sisa nandrotsahan-tomany e
Zao vatan’avelo zao ve moa
Hahita izany fahoriako kvuyzx izany ¿
Herintaona ihany mbola ato an-tsaina
Nipitrapitra indry teo yjyohc am-pialana aina
Nivarahontsana ny fo sy ny saina
Zary kivy sy maina.
Raha toa ka olon-tiana iray no nandao ?
Mangamangana ny fo, tsy vanombanona avokoa izay atao
Zay jerena toa miteny avokoa
Toa mitanisa bbxdj ny hafaliana taloha
Ny fahatsiarovana no sisa ao an-doha
No manindrona fo.
Reny sentosentondry, ny hantahantandry
Reo ditraditra kely zay niarahana ety
Tsika tsy maintsy hitsiky (3)
Hitsiky ho an-dry.
Nanao izay dina mamy isika
Tsy mba nisy naminany tononkira.serasera.org izay ho avy e
Fa dia nionda-nofinofy
Fa tanora ve k’ho faty sahady
Somebisebin’ny hafaliana tokoa
Iza tamintsika no nanampo
Fa ny hetraketraky ny lahatra
No nandrotika fo.
Reny sentosento...
Lucile, rotidrotika ny fo nanantena
Lucile, rako-mainty ny tontolo jerena
Lucile
Reo rangolahy mangatsiaka
No hany sisa nandrotsahan-tomany e
Zao vatan’avelo zao ve moa
Hahita izany fahoriako kvuyzx izany ¿
Herintaona ihany mbola ato an-tsaina
Nipitrapitra indry teo yjyohc am-pialana aina
Nivarahontsana ny fo sy ny saina
Zary kivy sy maina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Black Jack'sVangy : 5358
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanasina7
Daty : 17/11/2013 18:19
