AMAFI Akon'ny fiderana

Miarahaba antsika rehetra.
Nivoaka indray izao ny clip vaovaon'ny AMAFI : Jeso tia ary Miomana efa manomboka hitantsika mandeha @ OTV sy RAVINALA izy amin'izao fotoana izao.
Ho an'izay mitady ny clip'ny AMAFI
na hiran'ny AMAFI dia afaka miantso @ 033 11 527 91 na manoratra @ : r_rijanindrina@yahoo.fr

Ankoatra ireo hira roa ireo dia efa nivoaka efa ho herintaona izay ny : 'Ndeha hitory sy ny Ry mpiambina

Dia mahazotoa daholo ary e !

Lisitry ny hira

Hampiditra hira

Hevitra mandeha

jarix (01/07/2005 13:25:12)

Miarahaba antsika rehetra.
Nivoaka indray izao ny clip vaovaon'ny AMAFI : Jeso tia ary Miomana efa manomboka hitantsika mandeha @ OTV sy RAVINALA izy amin'izao fotoana izao.
Ho an'izay mitady ny clip'ny AMAFI
na hiran'ny AMAFI dia afaka miantso @ 033 11 527 91 na manoratra @ : r_rijanindrina@yahoo.fr

Ankoatra ireo hira roa ireo dia efa nivoaka efa ho herintaona izay ny : 'Ndeha hitory sy ny Ry mpiambina

Dia mahazotoa daholo ary e !

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha