Sambatra aho (NY AFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy haiko lazaina Raiko ô
Ireo zavatsoa nomenao ahy
Tsy misy ny olako izay tsy voavahanao
Tsy hay tanisaina ihany koa, tsy manam-paharoa ny herinao
Tsy misy fotoana tsy ahatsapako ny herinao

Jesoa malala ô sambatra aho fa manana Anao
Raha misy ny mafy hizorako matoky ny fo fa eo Ianao
Fa tsapako otvvgb izao ilay sandrinao mitantana sanr ahy

2- Raha mamakivaky ny alina aho owidkez tsy rendrika tao ny diako
Ny tahotra sy tononkira.serasera.org ny ahiahy tsy tao amiko
Raha nita ny rano lalina aho, tsy rendrika tao ny fiainako
Finoana sy herin'ny fanahy no ampingako

A/C : Pst Rasamimanana Rijaniaina Eric

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY AFAH
Vangy : 252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NYAFAH501
Daty : 05/06/2026 18:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8832