Ny fitia (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia izay nomeko azy
Dia ny fitiavako rehetra
Dia ny foko wvsherfa fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no fetra

Izy no tononkira.serasera.org hany tokako
Izy no eggsx ho malalako
Mamin’ny foko sy fisainako
Nomeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko

Peratra soa no indro ataoko porofo
Fa ny fitiavako dia tsy hiofo
Ho vavolombelona nlsnhq ankitsirano
Ny dina vita sy ny velirano
Hiara-dia amiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105