Fitia tsy anjara (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy navela hiara-dia
Nefa, nefa mifankatia
Dia lazaina fa tsy anjara
Na ambara fa voarara
Izahay no nisafidy
Dia ny hafa ve no handidy?
Mionòna, hono, sombinaina
Zany ho avy andrandraina,
Ny tena, ny tenantsika etta no saraka
Fa ny fo, ny fontsika miaraka
N’iza n’iza handrafy, hankahala
Izaho sy ianao deeuwgqj ho malala.
’Ndeha hiaraka àry izao
Tsy ho nofy, tsy lalao
Hanohy tononkira.serasera.org zbvcqcgv ny dina izay natao
Isika, dia izaho sy ianao.
Nefa, nefa mifankatia
Dia lazaina fa tsy anjara
Na ambara fa voarara
Izahay no nisafidy
Dia ny hafa ve no handidy?
Mionòna, hono, sombinaina
Zany ho avy andrandraina,
Ny tena, ny tenantsika etta no saraka
Fa ny fo, ny fontsika miaraka
N’iza n’iza handrafy, hankahala
Izaho sy ianao deeuwgqj ho malala.
’Ndeha hiaraka àry izao
Tsy ho nofy, tsy lalao
Hanohy tononkira.serasera.org zbvcqcgv ny dina izay natao
Isika, dia izaho sy ianao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RR MajungaHits : 13241
Likes : 0 Like
Created by : ravo
Date : 12/04/2003 10:38
