Ny fitia (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia izay nomeko rghkiwgj azy
Dia tononkira.serasera.org ny fitiavako rehetra
Dia ny foko fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no fetra

Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin’ny foko sy fisainako
Nomeko ny fitiavako
Ny dhek foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko

Peratra soa no indro ataoko porofo
Fa ny fitiavako dia tsy hiofo
Ho vavolombelona ankitsirano
Ny dina vita sy ny velirano
Hiara-dia oxcy amiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5278