Ireny mahantra ireny (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny mahantra ireny
Mba tsinjotsinjovy ombieny
Izy ireny anie farahidiny
Tsy sitrany sady tsy fidiny
Hisotroany hilokana ny vola
Hividianana haingon'adala
Firifiry nefa ireo mirary
Ny rovitra efa fanary

Ianao raha voky aok'izany
Mahita ny ilainao hatrany
Misy ihany kamboty tomany
Hosorinan'ireo ambim-bava
Hiantrao manodidina anao
Dia ho fanantenana
Tsy ho rava ny lanitra ao ambony ao
--------
Rohy:
Hevitra
htrakotondramasy ( 28/02/2022 05:19)
Ianao raha voky aok'izany
Mahita ny ilainao hatrany
Misy ihany kamboty tomany
Maniry ny sisa tsy lany
Hosorinan'ireo ambim-bava
Hiantrao manodidina anao
Dia ho fanantenana
Tsy ho rava ny lanitra ao ambony ao

voadingana ilay :
Maniry ny sisa tsy lany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RR Majunga
Vangy : 3340
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rmhb
Daty : 08/06/2013 12:36
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121