Ndeha hilalao (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha uxagxhj tianao ’ndeha hilalao
Fa androntsika izao
Dia kendreo hifanaraka, hirindra
Ny fihetsika rehetra hxcxzcn sy famindra
Ravaho hehy ny tarehy
Fa hisoritra wdsxmed fahazavana
Ivelaran’ilay tononkira.serasera.org hatanorana
Hatanorana

Rotsirotsy manan’amby
Angolangola tambitamby
O kalokalo sy hehy
No mameno ny tarehy

Raha tianao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0181