Nandalo niserana ihany (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo niserana ihany ny andron’ny fahazazana
Nifalifaliana aoka izany no sady nihantahantana
Nilaozany ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy ysgi neny
Raha tomany fahiny nanambitamby i neny
Raha ory srqf ankehitriny ianao no sisa manjeny

Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny
Andro tononkira.serasera.org sarotra hadinoina ny andron’ny boky giag sy penina
Raha ireny no tsaroana maha-te hiantso miverena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 4124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/03/2015 12:26