Ny fitia (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dpucrkt Ny fitia izay nomeko azy
Dia ny fitiavako rehetra
Dia yqgcv ny foko fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no fetra
Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin’ny foko wghhkr sy fisainako
Nomeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko
Peratra soa no indro ataoko porofo
Fa ny tononkira.serasera.org fitiavako dia tsy hiofo
Ho vavolombelona ankitsirano
Ny dina vita sy ny velirano
Hiara-dia amiko
Dia ny fitiavako rehetra
Dia yqgcv ny foko fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no fetra
Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin’ny foko wghhkr sy fisainako
Nomeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko
Peratra soa no indro ataoko porofo
Fa ny tononkira.serasera.org fitiavako dia tsy hiofo
Ho vavolombelona ankitsirano
Ny dina vita sy ny velirano
Hiara-dia amiko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RR MajungaVisites : 11421
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/02/2015 00:10
