Hiverina indray (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aho mandao anao
Rahampitso qiyvjee aho hiverina indray
Tsy manadino anao
N'aiza n'aiza misy ahy
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso qcatoe aho hiverina indray
Androany aho mandao anao
K' aza asianao ahiahy
Ny saiko tononkira.serasera.org dia any imeyi aminao
N'aiza n'aiza misy ahy
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mahita anao
Rahampitso aho dia lasa indray
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray
Rahampitso qiyvjee aho hiverina indray
Tsy manadino anao
N'aiza n'aiza misy ahy
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso qcatoe aho hiverina indray
Androany aho mandao anao
K' aza asianao ahiahy
Ny saiko tononkira.serasera.org dia any imeyi aminao
N'aiza n'aiza misy ahy
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mahita anao
Rahampitso aho dia lasa indray
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 3422
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/07/2018 12:14
