Hiverina indray (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray
Tsy tononkira.serasera.org manadino anao
N'aiza n'aiza misy onpcf ahy

Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray

Androany aho sdhir mandao voyyty anao
K' aza asianao ahiahy
Ny saiko dia any aminao
N'aiza n'aiza misy ahy

Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mahita anao
Rahampitso aho dia lasa indray

Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.458