Hiverina indray (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aho mandao mtrmcz anao
Rahampitso aho hiverina indray
Tsy manadino anao
N'aiza n'aiza misy ahy
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray
Androany aho mandao anao
K' aza asianao ahiahy
Ny saiko dia any aminao
N'aiza n'aiza misy ahy
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho tononkira.serasera.org mahita anao
Rahampitso lwzl aho dia xuwz lasa indray
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray
Rahampitso aho hiverina indray
Tsy manadino anao
N'aiza n'aiza misy ahy
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray
Androany aho mandao anao
K' aza asianao ahiahy
Ny saiko dia any aminao
N'aiza n'aiza misy ahy
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho tononkira.serasera.org mahita anao
Rahampitso lwzl aho dia xuwz lasa indray
Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 3517
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/07/2018 12:14
